Dernier article

Fitsidihana ny tananan'ny Hamburg - ao anaty fandaharampotoana


Amin'ny fankalazana ny fetim-pirenena eto Hamburg izay hatao ny faha-29 volana jona ho avy io dia misy ny fitsidihana ny tanana. Amin'ny 11 ora maraina ka hatramin'ny 2 ora folakandro dia hisy namana hitondra anareo hitsidika ireo toerana manan-tantara votsivitsy eto Hamburg.

A propos de Prospérin Tsialonina

Prospérin Tsialonina
Articles connexes × +

0 commentaires:

Enregistrer un commentaire