Dernier article

ALEMAINA : Fankalazana ny faha 62 taona niverenan'ny Fahaleovanten'i Madagasikara


Ny Masoivohon’i Madagasikara eto Allemagne dia faly manasa antsika Malagasy ampielezana manerana ny fari-pihadidiany rehetra (Allemagne, Autriche, Danemark, Estonie, Hongrie, Islande, Lituanie, Pologne, Tchéquie, Slovaquie) hiara- hankalaza ny niverenan'ny fahaleovanten'i Madagasikara ny 26 jona 2022 manomboka amin’ny 2ora tolak'andro ka hatramin’ny 8ora30 hariva.Izany dia hatao miendrika pique-nique sy grill party ao amin'ny tokontany malalaky ny Masoivoho (Seepromenade 92 , 14612 Falkensee).

Afaka mitondra zava-pisotro sy tsakitsaky isan-karazany isika rehetra hiaraha-mifaly amin'io fotoana io.
Ireo izay manan-talenta ihany koa dia afaka manao seho sy mitondra fitaovana (hira, mozika, sns...).

--
Ambassade de la République de Madagascar
Seepromenade 92
14612 Falkensee/Berlin
Tel.:+49332223140

A propos de Prospérin Tsialonina

Prospérin Tsialonina
Articles connexes × +

0 commentaires:

Enregistrer un commentaire