Dernier article

Fiarahana mijery 1/4 Final Madagasikara vs Tunisie aty Hambourg

Arahabaina ny ekipan'ny barea sy ny malagasy tsy ankanavaka fa tafiakatra eo amin'ny dingana manaraka, izany hoe ny ampahefadalana isika aim'ity CAN (Coupe d'Afrique des Nations de football) ity.

Faly tokoa, ravoravo sady mirehareha fa manana an'ny barea.

Toy ny tamin'ny alahady lasa teo, dia hisy ny fiaraha-mijery ny lalao amin'ny alakamisy faha-11 ny volana jolay ho avy izao. Ao amin'ny KLICK Café & Bar, ao St Pauli ao Hambourg no fotoana. 



Toerana : KLICK Café & Bar - Glashüttenstr. 116, D-20357 Hambourg

Daty : 11 jolay 2019

Ora : Amin'ny 9 ora alina

Tongava hifampizara izany fotoana lehibe izany. Tsy misy vidimpidirana.

#MiaraMirona 
#AlefaBarea

A propos de Prospérin Tsialonina

Prospérin Tsialonina
Articles connexes × +

0 commentaires:

Enregistrer un commentaire